|
|
|
|

Entry (1/2) 1  azoazo
Root  2 azo
Part of speech  3  participle
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko
8 Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra [1.1]
Explanations in English  9 pleased with, preferred, grateful. [1.2]
10 found pleasing, approved of [1.7]
Explanations in French  11 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites)
12 préféré [1.3]
13 approuvé, préféré [1.8]
Examples  14  Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io [2.472]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word azoazo

Entry (2/2) 16  azoazo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18 [Provincial] Ranon' afero [1.1]
Explanations in French  19 [Tankarana] bile. (afèro). [1.19]
Vocabulary  20  Biology

Anagrams  azoazo, 21 ozaoza

Updated on 2026/04/19