|
|
|
|

Entry 1  azera
Root  2 zera
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Prefixed :
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Explanations in Malagasy  9 Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo
10 Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1]
Explanations in English  11 to be thrown or cast down. [1.7]
Explanations in French  12 qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3#872, 1.8]
Examples  13  Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508#423]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 areza, azera

Updated on 2026/04/21