Entry avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Elementary words avy ; tsy ; asaina ; asesika ; razana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy [1.1]

Updated on 2023/04/12