|
|
|
|

Entry (1/2)1  avotana (avotra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Vonjena amin' ny fahavoazana, amin' ny mahaporitra: Navotany tamin' ny fanandevozanany firenena avoty kely aho raha manambola ianao
4  Enti-milaza zavatra efa namidy ka vidina vola indray fa tiana hiverina amin' ny tena: Navotako indray ilay tany namidiko tamin-dRabe
5  Vidina, onerana: Havotanao lafo izany vavanao izany [1.1]
Explanations in English  6  to be redeemed, to be ransomed [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  qu'on rançonne, qu'on rachète [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/2)12  avotana (avotra)
Part of speech  13  passive verb
Explanations in English  14  to be plucked up, rooted up, or eradicated [1.2]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Anagrams  19  atavano, atavona, atovana, avotana, vatoana, voatana

Updated on 2020/07/31