Entry avo ny lanitra ka tsy takatro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny hafaliana lehibe ho azo raha tahiny ka tanteraka izay irina [1.1]
Elementary words avo ; lanitra ; tsy ; takatra

Updated on 2023/04/22