|
|
|
|

Entry 1  avongady
Root  2 vongady
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy!
9 Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [1.1]

Anagrams  avongady, 10 voadinga

Updated on 2026/04/19