Entry | 1 avily (vily) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony [1.1] 4 Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy [1.1] 5 Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany! [1.1] 6 Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao [1.1] |
Explanations in English |
7 To be turned aside from a road or from a direction [1.7] |
Explanations in French |
8 Qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction [1.8] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |