|
|
|
|

Entry1  avarina (varina)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny [1.1]
4  Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana [1.1]
5  Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1]
Explanations in English  6  to be thrown down; to be exported [1.7]
Explanations in French  7  qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word avarina

Anagrams  13  avarina, iravana, variana

Updated on 2023/01/20