|
|
|
|

Entry (1/2) 1  avana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 [Betsimisaraka] antsibenandriamanitra [1.78]
5 Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1]
Explanations in English  6 the rainbow [1.7]
Explanations in French  7 arc-en-ciel [1.3#67, 1.8]
8 nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3#67]
Examples  9  jereo ange iry avana! [2.324]
10  Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649#178]
11  manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314#25]
Vocabulary  12  Meteorology
Synonyms  13 antsibenandriamanitra
Combinations  14  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word avana
Article  15 Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2) 16  avana
Root  17 ava
Part of speech  18  passive verb
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Explanations in Malagasy  23 Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1]
Explanations in English  24 to be weeded [1.7]
Explanations in French  25 qu'on sarcle [1.3#66, 1.8]
Proverbs  26  Proverbs containing that word

Anagrams  27 anava, avana

Updated on 2026/04/22