|
|
|
|

Entry 1  atsofoka
Root  2 tsofoka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
9 Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao
10 Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1]
Combinations  11  2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word atsofoka

Updated on 2026/04/19