|
|
|
|

Entry1  atondraka
Root  2  tondraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo?
5  (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  atondraka, taka-drano

Updated on 2023/01/20