Entry | 1 atolaka (tolaka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory 4 Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany! 5 Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word atolaka |
Anagrams | 11 atakalo, atolaka |
Updated on 2023/01/20 |