|
|
|
|

Entry1  atolaka (tolaka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory
4  Avily: Mba hatolak' Andriamanitra anie izany loza izany!
5  Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word atolaka

Anagrams  11  atakalo, atolaka

Updated on 2023/01/20