|
|
|
|

Entry (1/2) 1  atoko
Root  2 toko
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza zavatra tsy alefa mitambatra be amin' izao, fa tsinjarazaraina ho antontany kely maromaro: Atokoy ny henanao, Rangahy itỳ, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho
9 Zarazaraina: Atokoy dimy ireto mpianatra ireto [1.1]

Entry (2/2) 10  atoko
Part of speech  11  passive verb
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Explanations in Malagasy  16 [Betsimisaraka] andrahoina [1.78]

Anagrams  atoko, 17 tokoa

Updated on 2026/04/19