|
|
|
|

Entry 1  atohitra
Root  2 tohitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? [1.1]
Explanations in French  9 qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister [1.3]
Examples  10  saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [2.470#26]
11  Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [2.471#61]

Updated on 2026/04/19