Entry atikitra
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany
Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1]
Explanations in English Here. [1.2]
Explanations in French Ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107]
Examples 
1Tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois) [1.107]
2Atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord]) [1.107]
Morphology 
Present : atikitra
Past : tatikitra
Future : ho atikitra

Anagrams 

Updated on 2023/02/22