Entry | 1 atidoha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. |
Explanations in English |
4 [1.2] The brains. 5 [1.7] the brain |
Explanations in French |
6 [1.8] le cerveau |
Examples |
7 [2.424#] hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. 8 [2.472#] Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. |
Vocabulary |
9 Biology |
Elementary words | 10 aty, loha |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |