|
|
|
|

Entry 1  aterana
Root  2 atitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin' ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin' ny fety [1.1]
Explanations in English  9 used of the person to whom anything is sent, etc. [1.2]
Explanations in French  10 A qui on offre, on porte [1.3]
Examples  11  ka efa niamboho Andriamasinavalona : aterana vola, aterana voahangy, aleha ny zanak' andriana rehetra eo mamono ombivolavita, entina hangataka aminy Andriamasinavalona, raha tsy misy ranonorana. [2.48#747]
Combinations  12  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word aterana
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21