Entry | atentina (tentina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Entina mandoko; ahosotra: Taniravo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory Entina manentsina ny loaka: Mividianasavoka hatentina io siny mitete io Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word atentina | ||||||||
Anagrams | an-tanety, atentina |
Updated on 2023/01/20 |
![]() |