| Entry | 1 atatatata |
| Root | 2 tatatata |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata"
[1.1] [2.4#] |
| Examples |
9 Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra.
[2.4#]
|
| Updated on 2026/04/19 |
|