|
|
|
|

Entry1  atao (tao)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo
4  Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy
5  Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho
6  Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony
7  Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra
8  Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra
9  Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano
10  Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? [1.1]
Explanations in English  11  to be done [1.7]
Explanations in French  12  qu'on fait, qu'on fabrique [1.8]
Examples  13  Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika [2.472]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Compound words 
Titles 
Proverbs  33  Proverbs containing the word atao

Anagrams  34  aato, aota, atao, Atoa, atoa

Updated on 2023/08/11