Entry | 1 atanina |
Root | 2 tanina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1] |
Explanations in English |
5 to be heated in the sun or by the fire [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 atanany, atanina, atinaña, itanana, nataina, natanay, tainana, tananay, taniana |
Updated on 2023/01/20 |