|
|
|
|

Entry 1  atanina
Root  2 tanina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [1.1]
Explanations in English  9 to be heated in the sun or by the fire [1.7]
Explanations in French  10 qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [1.8]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  atanina, 12 atinaña, 13 itanana, 14 tainana, 15 taniana

Updated on 2026/04/21