Entry atakarina (takarina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avala hiresaka, hihinana any an-tranon' olona: Aza atakarina any an-tranon' olona ny zanakao fa mahamenatra [1.1]
Morphology 
Present : atakarina, atakariko, atakarinao, atakariny, atakarintsika, atakarinay, atakarinareo, atakarin', atakarin-, atakarim-, atakari-
Past : natakarina, natakariko, natakarinao, natakariny, natakarintsika, natakarinay, natakarinareo, natakarin', natakarin-, natakarim-, natakari-
Future : hatakarina, hatakariko, hatakarinao, hatakariny, hatakarintsika, hatakarinay, hatakarinareo, hatakarin', hatakarin-, hatakarim-, hatakari-
Imperative : atakarino

Updated on 2023/01/20