|
|
|
|

Entry1  atahorana (tahotra)
Part of speech  2  relative verb
Explanations in English  3  to be feared [1.7]
Explanations in French  4  qu'on craint [1.3#645, 1.8]
5  pour quoi on craint [1.3#645]
Examples  6  Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472]
7  Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470]
8  Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88]
9  Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  atahorana, haratoana

Updated on 2023/01/20