|
|
|
|

Entry 1  asolo
Root  2 solo
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako [1.1]
Explanations in French  9 Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu) [1.3#623]
Examples  10  fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy? [2.59#200]
11  Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy. [2.366#138]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  asolo, 13 solao

Updated on 2026/04/21