Entry asisa (sisa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Amelana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany [1.1]
Morphology 
Present : asisa, asisako, asisanao, asisany, asisantsika, asisanay, asisanareo, asisan', asisan-, asisam-
Past : nasisa, nasisako, nasisanao, nasisany, nasisantsika, nasisanay, nasisanareo, nasisan', nasisan-, nasisam-
Future : hasisa, hasisako, hasisanao, hasisany, hasisantsika, hasisanay, hasisanareo, hasisan', hasisan-, hasisam-
Imperative : asisao

Updated on 2023/01/20