| Entry | 1 asabodika |
| Root | 2 sabodika |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Asaritaka, akorontana mba hampifamadika sy hampifandiso izay tena izy sy ny marina: Aza asabodika ny teninao fa tsy hita intsony izay teny marina
[1.1] |
| Updated on 2026/04/19 |
|