Entry asa aman-draharaha
Elementary words asa ; amana ; raharaha
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fitambaran' ny asa atao fivelomana sy ny adidy eo anatrehana avy [1.1]

Updated on 2023/12/25