| Entry | 1 arovana |
| Root | 2 aro |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
9 Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny 10 Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [1.1] |
| Explanations in English |
11 to be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented.
[1.2] 12 to be protected [1.7] |
| Explanations in French |
13 qu'on protège
[1.8] |
| Proverbs | 14 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 15 aravona, arovana, 16 voanara, 17 voarana |
| Updated on 2026/04/21 |
|