Entry aro riaka
Elementary words aro ; riaka
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1]
Explanations in French Rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3]
Examples Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4]
Proverbs 

Updated on 2023/06/18