|
|
|
|

Entry 1  aripaka
Root  2 ripaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Azera, asiana ka betsaka no voa, maty: Betsaka ny trano naripaky ny tondradrano ka rova. / Naripaky ny gripy ny mponina teto tamin' ny taona 1919 ka izaitratra no maty
9 Aringana, maty daholo: Naripaky ny fahavalo ny olona nipetraka tamin' ireo trano ireo
10 Fonganina, levonina, tsy misy asiana miangana, atao majifa: Naripaky ny ankizy ny palsony ka tezitra izaitsizy Ra koto [1.1]
Explanations in English  11 to be destroyed en masse [1.7]
Explanations in French  12 qu'on couche ou extermine en masse [1.8]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  aripaka, 14 pariaka

Updated on 2026/04/21