Entry (1/2) | 1 aretina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Health |
Explanations in Malagasy | 4 Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana 5 Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina [1.1] |
Explanations in English | 6 sickness, illness [1.7] |
Explanations in French | 7 maladie [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13] |
Examples |
8 Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#] 9 Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#] 10 Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word aretina |
Article |
26 Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 27 aretina (aritra) |
Part of speech | 28 participle |
Explanations in Malagasy | 29 [1.1] |
Explanations in French | 30 qu'on endure, qu'on supporte [1.3#62] |
Morphology |
|
Anagrams | 32 aretina, aterina, ietrana |
Updated on 2023/06/12 |