Entry | 1 -areo |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo? [1.1] |
Explanations in English |
4 Your, yours; by you. It is plural. 5 Rainareo [ray]: your father. 6 Efanareo [efa]: finished by you. 7 When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet. [1.2] 8 your; done by you (plural) [1.7] |
Explanations in French |
9 De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres. [1.3] 10 De vous, par vous. [1.5] 11 à vous, votre; fait par vous (pluriel). [1.8] |
Tables and plates |
12 All the pronouns 13 All the pronouns |
Anagrams | 14 aore, -areo, erao, eroa, orea |
Updated on 2020/07/31 |