| Entry | 1 arehitra |
| Root | 2 rehitra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava
[1.1] |
| Explanations in English |
9 to be set on fire; to be lighted
[1.7] |
| Explanations in French |
10 à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer
[1.3] 11 qu'on allume [1.8] |
| Examples |
12 ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra.
[2.48#76]
|
| Updated on 2026/04/19 |
|