|
|
|
|

Entry 1  aravona
Root  2 ravona
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano
9 Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1]
Explanations in English  10 to be levelled; to be averaged [1.7]
Explanations in French  11 qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne [1.8]

Anagrams  aravona, 12 arovana, 13 voanara, 14 voarana

Updated on 2026/04/19