|
|
|
|

Entry (1/3)1  arakaraka
Root  2  rakaraka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao [1.1]
Explanations in English  5  to be dishevelled, to be loosened. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/3)10  arakaraka
Root  11  araka
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy [1.1]
Explanations in English  14  reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) [1.2]
Morphology 
15  Simple :
Compound words 

Entry (3/3)19  arakaraka
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano [Betsimisaraka] [1.78]

Updated on 2023/08/12