Entry arakaraka (rakaraka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao [1.1]
Explanations in English To be dishevelled, to be loosened. [1.2]
Morphology 
Present : arakaraka, arakarako, arakarakao, arakarany, arakaratsika, arakarakay, arakarakareo, arakarak', arakara-
Past : narakaraka, narakarako, narakarakao, narakarany, narakaratsika, narakarakay, narakarakareo, narakarak', narakara-
Future : harakaraka, harakarako, harakarakao, harakarany, harakaratsika, harakarakay, harakarakareo, harakarak', harakara-
Imperative : arakarakao

Entry arakaraka (araka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy [1.1]
Explanations in English Reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) [1.2]
Morphology 
Simple : arakaraka, arakarako, arakarakao, arakarany, arakaratsika, arakarakay, arakarakareo, arakarak', arakara-
Compound words 

Entry arakaraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano [1.78]

Updated on 2023/08/12