Entry | 1 arahabaina |
Root | 2 arahaba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tolorana arahaba: Arahabao ny olon-dehibe fantatrareo, rankizy Deraina: Noarahabain' ny namany izy tamin' ny izy nahazo voalohany Omena firarian-tsoa: Raha vao nivoaka ny eglizy, dia noarahabain' ny havany ireo mpivady vao |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to be congratulated 6 [1.2] to be saluted. The past tense is often shortened to noharabaina. 7 [1.7] to be greeted |
Explanations in French |
8 [1.3#58, 1.8] qu'on salue 9 [1.8] qu'on félicite |
Examples |
10 arahabaina, tonga soa eto Imerina [2.528#153] 11 Ary raha ny rahalahinareo ihany no arahabainareo, inona no mihoatra amin' ny ataonareo? [2.996] 12 nefa nony nandroso niditra ny vavahady dia tsy nisy nanakana fa nifamonjena noarahabaina aza [2.895#60] 13 Vazaha vahiny anankiroa, iraka avy tany andafy, dia Mr Christeller sy Mr Paul Barnaud, no tonga tao an-tanàna niarahaba ary narahabaina dia nitoriteny tao am-piangonana [2.356#217] 14 ary izany dia manaja ny fombafomba marina anivon' ny fiaraha-monina, dia ho arahabaina [4.27#2008/12/08] 15 Kanefa ohatran' ny tokony hoharahabaina koa ianareo mbola tafajanona eo amin' ny toerana raha dinihana satria notsofin' ny rivotra tsy lavo, nopahon' ny riaka tsy folaka [1.368] 16 harahabaina hatrany izy ireo, fa izao kosa dia tokony hijanona ao an-trano izy ireo [5.mg.https://mg.coronavirusnewslive.com/coronavirus/in-mexico-beach-towns-block-themselves-off-because-of-virus/] |
Morphology |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word arahabaina |
Anagrams | 22 arahabaina, iarahabana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |