|
|
|
|

Entry 1  arafitra
Root  2 rafitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Araikitra, ampiadina, apetaka [1.1]
Explanations in English  9 used of the various pieces of a thing that are to be joined together to form a whole. [1.2]
10 to be constructed [1.7]
Explanations in French  11 à construire, à ajuster, à faire quereller [1.3]
12 qu'on construit, qu'on ajuste, qu'on assemble [1.8]
Examples  13  nony voa taona ny vato korakórana madinika dia arafitra; [2.48#258]
14  ny tena hidy dia hazo lehibebe tsy miala, fa arafitra amin' ny varavarana, ary raha aroso, dia miditra ao amin' ny tolam-baravarana ka manidy ny varavarana. [1.38#32]

Anagrams  15 afaritra, arafitra, 16 arifatra

Updated on 2026/04/19