Entry | 1 apotsaka (potsaka) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 Alana, esorina hiala amin' ny toerany: Apotsaka ny maso mba hitsaboana azy 4 Aroso mivoaka: Napotsany ny molony dia lasa izy [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 apotsaka, taposaka |
Updated on 2023/01/05 |