|
|
|
|

Entry (1/2)1  apoka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
Explanations in Malagasy  7  Milaza fianjerana mitsotra sy miampatra [1.1]
Explanations in English  8  See hohoka [1.2]
Explanations in French  9  état de celui qui est étendu de tout son long
10  grosseur d'un arbre [1.3]

Entry (2/2)11  apoka (poka)
Part of speech  12  passive verb
Explanations in Malagasy  13  Adana, alaina dia akatroka amin'ny.., akapoka amin' ny...: Apohy amin'ny vato ny lohanao raha tsy faly ianao [1.1]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Anagrams  18  apoka, kapao, opaka, paoka, poaka

Updated on 2023/01/20