|
|
|
|

Entry 1  apitrapitra
Root  2 pitrapitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 (Maso) Entina mijery mangaihay na malahelohelo: Ny masony foana no napitrapitrany [1.1]
Explanations in French  9 à faire regarder tristement [1.3]
Examples  10  kosa ny maso no apitrapitra
ny nify no sokitsokirina
ary ny tany no tsotsofina
[2.131]
11  Aza apitrapitra amin'alahelo ny masonareo hijery ny zavatra ilaozanareo [2.996]

Updated on 2026/04/19