|
|
|
|

Entry 1  apariaka
Root  2 pariaka
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Aparitaka, ahahaka [1.1]
Explanations in English  9 to be scattered, to be dispersed, to be dissipated. [1.2]
Explanations in French  10 à éparpiller [1.3]
Examples  11  Ary ny vary ny Sianaka, tsy mba manetsa fa vary apariaka [2.48#612]
12  Hoseko tahaka ny fotaka eny an-dalana izy ka apariako [2.996]
13  Hafaliana no nentin' i Bina sy Fatakamana hapariaka eo amin' izy mianaka kanjo hay nisy latiratsiny koa ireny [2.499#71]
Synonyms  14 aparitaka

Updated on 2026/04/22