Entry apararatra (pararatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Aidina mitete be (rano na voan-javatra aidina amina fitaovana misy loadoaka) [1.1]
Explanations in English To be poured out in numerous drops, as water from a leaky roof [1.2]
Explanations in French à faire couler sur [1.3]
Morphology 
Present : apararatra, apararatrako, apararatranao, apararatrany, apararatrantsika, apararatranay, apararatranareo, apararatran'
Past : napararatra, napararatrako, napararatranao, napararatrany, napararatrantsika, napararatranay, napararatranareo, napararatran'
Future : hapararatra, hapararatrako, hapararatranao, hapararatrany, hapararatrantsika, hapararatranay, hapararatranareo, hapararatran'
Imperative : apararato

Updated on 2023/02/19