Entry aondrana (ondrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alefa hiampita, amin' ny lakana na sambo: Akondro valo taonina no naondrana omaly [1.1]
Explanations in English To be put on board, to be shipped, to be embarked. [1.2]
Morphology 
Present : aondrana, aondrako, aondranao, aondrany, aondrantsika, aondranay, aondranareo, aondran', aondran-, aondram-, aondra-
Past : naondrana, naondrako, naondranao, naondrany, naondrantsika, naondranay, naondranareo, naondran', naondran-, naondram-, naondra-
Future : haondrana, haondrako, haondranao, haondrany, haondrantsika, haondranay, haondranareo, haondran', haondran-, haondram-, haondra-
Imperative : aondrano
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20