Entry aoka izay
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny entina mandrara mba tsy hanohy intsony izay atao: Aoka izay, rankizy, ny hiranareo fa mankarenin-tsofina [1.1]
Explanations in French Assez, cela suffit [1.3]
Elementary words aoka ; izay

Anagrams 

Updated on 2023/04/09