|
|
|
|

Entry1  antsipilavaka
Elementary words  2  antsipy, lavaka
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Game
Explanations in Malagasy  5  Vato fisapisaka boribory atsipin' ny ankizy mba hiditra amin' ny lavaka na amin' ny faritra iray ka izay mahatafiditra no mahazo ny loka [1.1]
Explanations in English  6  [lavaka, a hole.] A game of pitching pebbles into a hole at a given distance. [1.2]
Synonyms  7  tsipilavaka

Updated on 2023/12/07