|
|
|
|

Entry 1  antsinanana
Root  2 atsinanana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  9 fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana [1.1#A308]
Explanations in French  10 voyez atsinanana [1.3#37]
Examples  11  Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana. [2.588#]
12  Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry. [2.895#]
Analogs  13  anatsimo, 14  anavaratra, 15  ankandrefana

Anagrams  16 anantsinana, 17 anintsanana, antsinanana

Updated on 2026/04/22