Entry | 1 antsika |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny isika raha atao teny fameno: Mahita antsika Andriamanitra, na raha atao milaza tompon-javatra: Antsika ny fahadisoana ka aoka handefitra isika. [1.1] |
Explanations in English |
4 Us, ours (including the persons addressed); used as accusative and possessive case of isika. [1.2] 5 Us. (plur. inclusive as object); ours [1.7] |
Explanations in French |
6 Nous, à nous (y compris ceux à qui on parle). Manaratsy antsika izy: il dit du mal de nous. Antsika ity akoho ity: Ce poulet est à nous. Antsika ny manamboatra io tetezana io: c'est à nous à arranger ce pont. Antsika no antsika izany: c'est notre affaire. [1.3] 7 Nous, à nous (inclusif). [1.5] 8 Nous (pluriel inclusif - objet), nôtre, à nous. [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
10 All the pronouns 11 All the pronouns |
Anagrams | 12 antsika, kiantsa, sintaka, tsinaka |
Updated on 2023/08/16 |